|
|
|
|

Entrée1  lolovokatra
Mots élémentaires  2  lolo, vokatra
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4  [1.78] [Tambahoaka] angatra, matoatoa
5  [1.1] Olona efa nalevina nefa velona indray ka tsy sahy mody, dia lasa olondia
Explications en anglais  6  [1.7] [Provincial] a phantom risen from the grave
Explications en français  7  [1.8] [Provincial] revenant
Exemples  8  Ny lolovokatra mpiseho alina hiorim-ponenana ao koa, sy hahazo fitoerana fitsaharany. [2.996#]
Vocabulaire  9  Religions, Croyances

Mis à jour le 2024/12/07