Entrée |
telo
|
Partie du discours | adjectif
|
Explications en malgache | Milaza isa roa ampiana iray: Rehefa mandray telo (volana) ny zaza dia alam-bolo [1.1]
|
Explications en anglais | Three [Javanese talu, other Malay and Polynesian languages tello, tolu, and toro] [1.2]
|
| Three [1.7]
|
Explications en français | Trois [1.3, 1.5, 1.8]
|
Symboles internationaux | 3
III
[3.1]
|
Exemples |
1 | Nankaiza ity zandry no mifehy telo ity trano?
[2.131]
|
2 | Ary nony nahazo haza izy telo lahy, dia nozarain' ny saka, ka noteloiny mihitsy
[2.293]
|
|
Vocabulaire |
Dérivés |
|
Mots composés |
|
Phytonymes |
|
Anthroponymes |
|
Hyponymes |
|
Toponymes |
|
Tableaux et planches |
|
Proverbes |
Article |
|