|
|
|
|

Entrée (1/2)1  raorao
Radical  2  rao
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4  Toetran' ny zavatra misy marokoroko ny ivohony, hasaosao, harokoroko
5  Adiady, fifandirana, tsy fifanarahana: Hialako io raharaha io fa toa be raorao be ihany. [1.1]
Explications en anglais  6  roughness [1.2, 1.7]
Explications en français  7  rugosité [1.8]
Exemples  8  Omenay malalaka, omenay madiodio, omenay mangarangarana, tsy: misy raorao, tsy misy tohany, tsy misy tsikalany, tsy misy tongotra hitsipaka, tsy misy tanana handrangotra; [2.346]
9  Raha mba nahay nanombana ny tena vidin' i Masy marina aho, fa tsy nanakalo azy tamin' ny akanga tsara soratra, dia angamba ho nilamina tsy nisy raorao ny fiainako manontolo. [2.471#61]
Mots composés 
Proverbes  11  Proverbes contenant le mot raorao

Entrée (2/2)12  raorao
Partie du discours  13  nom
Explications en malgache  14  Fofon-drivotra mangatsiaka alohan' ny orana [Sakalava] [1.1]
Vocabulaire  15  Météorologie
Hypéronyme 
Co-hyponymes 

Anagrammes  23  raorao, roaroa

Mis à jour le 2024/10/30