|
|
|
|

Entrée1  rambondanitra
Mots élémentaires  2  rambo, lanitra
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4  Rivotra mifofofofo indray mandeha, dia toa mitsangana ary mihodinkodina an-toerana no sady mifindra toerana, ka izay voafaoka ao anatiny (vovoka, ravinkazo, poti-javatra madinika...) dia entiny misangodina miaraka aminy [1.1]
Explications en anglais  5  A water-spout [1.2]
6  a waterspout, the funnel of a tornado [1.7]
Explications en français  7  trombe [1.8]
Vocabulaire  8  Météorologie
Hypéronyme 
Co-hyponymes 
Proverbes  16  Proverbes contenant le mot rambondanitra

Mis à jour le 2024/10/30