|
|
|
|

Entrée1  lalamby
Mots élémentaires  2  lalana, vy
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4  Lalana nasiana bara vy lava mitovy elanelana hatrany ikorisan' ny kodiaran' ny masinina, izay atao indrindra koa hoe fiara na kalesin-dalamby; hazo efajoro na vy no rairaindrihana ipetrahan' ireo bara vy [1.1]
Explications en anglais  5  a word used for a railway; lit. an iron road [1.2]
6  a railroad [1.7]
Explications en français  7  chemin de fer [1.8]
8  chemin de fer, voie ferrée, rail [1.13]
Exemples  9  Fantatrao ve ny halavan' ireo lalamby ireo? [2.113]
10  Misy lalamby mandalo any anaty tany, nefa mazava toy ny antoandrobe. [2.332]
11  Nanohy ny dianay nanaraka ny lalamby indray izahay, vonona handripaka ny mponin' ny ala araka. [2.5#]
Vocabulaire  12  Transports
Mots composés 
Illustrations 
14 

Mis à jour le 2024/08/13