|
|
|
|

Entrée1  fiaran-dalamby
Mots élémentaires  2  fiara, lalamby
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4  [1.1] Karazana fiara entina eton-drano na maotera saingy manana lalana manokana, dia tsoriam-by roa mitovy elanelana hatrany izay atao hoe lalamby; ny fiarandalamby dia antsoina koa amin'ny anarana mahazatra hoe lamasinina
Exemples  5  Ny fiantontatontan' ny fiarandalamby no toa! [2.470#]
6  Asa lahy, na halemem-panahiny, na fitiavany hamalifaly ireto tily pariziana mizaha tany, fa toa izay tian-dry zalahy tily no narahiny fa tsy ny famantaranandrony isaky ny miainga eo amin' ny gara ny fiarandalamby. [2.356#]
Vocabulaire  7  Tourisme

Mis à jour le 2024/12/07