|
|
|
|

Entrée (1/3)1  hidy
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  fefy [Sihanaka] [1.78]
4  Zavatra natao hisakana ny varavarana na vata tsy hivoha na hisokatra avy hatrany rehefa vohaina: Very ny hidim-baravarana
5  Fisakanana tsy hivoha: Mafy hidy ve ity vata ity? [1.1]
Explications en anglais  6  a closure, a lock [1.7]
Explications en français  7  serrure [1.8, 1.5.mg#144]
8  fermeture [1.8, 1.5.mg#144]
Exemples  9  Ndeha hiasa aho, Reniny a, hoy Rainitoandro tsy rototra sady manala hidy ny varavarana ihany. [2.470#]
10  Efa nataon' i Dada tsara hidy sahala amin' ny isan-kariva ny vala, nefa mbola tafavoaka ihany ny omby. [2.472#]
Dérivés 
11  Verbes actifs :
12  Verbes passifs :
13  Verbes relatifs :
14  Noms :
15  Adjectifs :
Mots composés 
Proverbes  20  Proverbes contenant le mot hidy
Article  21  Randzavola: hidy ao amin' ny Baiboly

Entrée (2/3)22  hidy
Partie du discours  23  nom
Explications en français  24  appellation botanique: Delonix leucantha [2.612]
Vocabulaire  25  Botanique: arbre
Synonymes  26  alamboronala, boy, fengoka

Entrée (3/3)27  hidy
Partie du discours  28  nom
Explications en malgache  29  hidihidy [Taisaka] [1.78]
Vocabulaire  30  Santé

Anagrammes  31  Dihy, dihy, hidy

Mis à jour le 2023/07/20