|
|
|
|

Entrée (1/4)1  angatra
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  Tsy fanaovana araka ny rariny fa manome tombony na hitsiny ny hafa tsy tokony homena, na tsy manome izay tokony homena; fizarana tsy marina; fitanilana ka misy tombo sy hala, misy omena be misy omena kely. (Tsy fampiasa amin' izao fa miaraka amin' ny tsy mandrakariva: Tsy angatra fa mahay kosa aloha ny zana-dRasoa e!) [1.1]
Explications en anglais  4  partiality [1.2, 1.7]
5  unfair dealing, unfair judgement
6  also false praise, flattery. [1.2]
7  unfairness [1.7]
Explications en français  8  partialité, préférences [1.8]
Dérivés 
9  Verbes actifs :
10  Verbes relatifs :
11  Noms :
Mots composés 

Entrée (2/4)13  angatra
Partie du discours  14  nom
Explications en malgache  15  lolo, avelo, fanahy [Betsimisaraka] [1.78]
16  matoatoa na lolo [Tanala] [1.78]
17  Fisehoan' ny fanahin' ny olona maty -- na biby koa aza -- izay mihelohelo manodidina ny velona ary mety ho hitan' ny velona mihitsy aza, indrindra amin' ny tarehin' ny afo [1.1]
Explications en anglais  18  spirit, ghost, demon. [1.2]
19  a ghost [1.7]
Explications en français  20  ambiroa [Merina] [2.165]
21  fantôme [1.8]
Vocabulaire  22  Religions, Croyances
Dérivés 
23  Verbes actifs :
24  Verbes passifs :
Mots composés 
Proverbes  26  Proverbes contenant le mot angatra

Entrée (3/4)27  angatra
Partie du discours  28  nom
Explications en malgache  29  Aretin' ny fantson' ny lalandrano amin' ny tenan' ny olombelona, izay vokatry ny mikraoba iray azo avy amin' ny fahalotoam-pitondran-tena [1.1]
30  karazan'aretina mifindra avy amin'ny firaisan'ny lahy sy ny vavy [1.13]
Explications en anglais  31  gonorrhea, dyschuria; occasional pain in micturation. [1.2]
32  gonorrhea [1.7]
Explications en français  33  blennorragie [1.8, 1.54, 1.13]
Vocabulaire  34  Santé
Mots composés 

Entrée (4/4)37  angatra
Partie du discours  38  adjectif
Explications en malgache  39  maivana [Taimoro] [1.78]

Anagrammes  40  angatra, atranga

Mis à jour le 2023/08/15