|
|
|
|

Entrée1  taitra
Partie du discours  2  adjectif
Explications en malgache  3  Tsy matory intsony, efa mifoha na mahatsiaro: Tamin' ny dimy aho dia taitra aninaraina
4  Mivadipo, mirongatra tampoka eo am-pahitana zavatra mahatsiravina, na fandrenesana loza tsy nampoizina: Taitra aho nahita ilay aloka nivoaka avy tao anaty kirihitra ka nanitsy nankeny amiko ~ Taitra Rakoto nandre ny vadiny voadonan' ny fiarakodia [1.1]
Explications en anglais  5  startled, shocked [1.7]
Explications en français  6  surpris, épouvanté subitement, saisi par la peur [1.3]
7  surpris, choqué [1.8]
Morphologie 
8  Simple :
Dérivés 
9  Verbes actifs :
10  Verbes passifs :
11  Verbes relatifs :
12  Noms :
13  Adjectifs :
Analogues  14  ankona, kehana, mivadi-po, vahotra, varahontsana, tsy maharay tena, hendratra, miontana, mientana iray ihany, midobodoboka, mirongatra, misarongatra, miantsambotra, mitsamboatra, mikopapaka, mikoropaka, mamaky takotra
Mots composés 
Proverbes  20  Proverbes contenant le mot taitra

Anagrammes  21  aitatr, atitra, itatra, taitra, tarati

Mis à jour le 2023/06/20