|
|
|
|

Entrée1  miontana
Radical  2  ontana
Partie du discours  3  verbe actif
Explications en malgache  4  [1.1] Mihendratra, mientana, taitra tampoka (ny fo): Niontana iray ihany ny fony noho ny tahotra. Mason-tanora mirangany anay / ka mifenifeny ny hahazo / Fon-jatovo miontana / ka miharana ny mba hotanana. (Rajaonah Tselatra)
Explications en anglais  5  [1.2] to startle, to start up.
Explications en français  6  [1.3] tressaillir, être ému subitement: Miontana iray hiany ny foko (J'en suis tout ému)
Morphologie 
7  Présent :
8  Passé :
9  Futur :

Anagrammes  10 

Mis à jour le 2025/01/21