|
|
|
|

Entrée1  tairina
Radical  2  taitra
Partie du discours  3  verbe passif
Explications en malgache  4  Fohazina: Aza tairina ny ankizy fa mbola maizina
5  Ampitahorina tampoka, ampivadihim-po: Notairiny aho ka nivadika iray ihany ny foko
6  Tabaina tampoka, ka matahotra na vaky mandositra: Aza tairinao ny ombinay [1.1]
Explications en anglais  7  to be startled, to be shocked [1.7]
Explications en français  8  qu'on surprend, qu'on choque, éveille [1.8]
Morphologie 
9  Présent :
10  Passé :
11  Futur :
12  Impératif :
Proverbes  13  Proverbes contenant le mot tairina

Anagrammes  14  anirita, atariny, atrainy, iranita, iriatan, itairan, itarany, itarina, niriata, nitaira, nitaria, riatina, tairina, taraini, tarinay

Mis à jour le 2023/01/20