|
|
|
|

Entrée (1/3)1  taha-
Partie du discours  2  forme morphologique de tahaka

Entrée (2/3)3  taha
Partie du discours  4  nom
Explications en malgache  5  fanomezan'ny mpampirafy ny vadiny tranainy rehefa maka vady vaovao izy: Manome taha [Taisaka] [1.78]
6  Karazan-tsazy atao onitry ny zavatra tsy ara-dalàna natao tamin' olona
7  Vola na zavatra nomen' ny lehilahy ny vadiny voalohany raha manaiky ny hirafy amin' ny vehivavy hafa io vehivavy io
8  Onitra nomen' ny mpiampanga ilay olona nampangaina raha ohatra ka voamarin' ny fampinomana fa tsy manan-tsiny ilay io
9  Fampitoviana olona na zavatra maro mba hahafantarana izay tsara na lehibe na ambony kokoa
10  Vola alatsaka ao anaty renirano hitana mba ho tafita soa aman-tsara ireo mita [1.1]
Explications en anglais  11  a payment of compensation; a comparison [1.7]
Explications en français  12  compensation, dédommagement : comparaison [1.8]
13  taux [1.13]
14  (toute l'île). Dédommagement donné par l'accusateur à l'accusé lorsque celui-ci était reconnu innocent ayant surmonté l'épreuve ordalique. Voirhazontaha. Aussi : préparations végétales propitiatoires, souvent accompagnées de menue monnaie, qu'on jetait dans la rivière avant de passer à gué, pour ne pas être happé par les crocodiles. [1.196]
Vocabulaire  15  Botanique
Dérivés 
16  Verbes actifs :
17  Verbes passifs :
18  Verbes relatifs :
19  Noms :
20  Adjectifs :
Mots composés 

Entrée (3/3)23  taha
Partie du discours  24  nom
Explications en malgache  25  fitsaboana [Tambahoaka] [1.78]
26  fitsaboana [1.13]
Explications en français  27  soin [1.13]
Vocabulaire  28  Santé
Mots composés 

Anagrammes  30  hata, taha, taha-

Mis à jour le 2023/12/03