|
|
|
|

Entrée1  mampitaha
Radical  2  taha
Partie du discours  3  verbe actif
Explications en malgache  4  [1.1] Mampifanatrika zavatra na olona roa ka tombanana iza no isaratsara kokoa amin' izy ireo: Andeha hampitaha lakana sy zahatra ve ianao?
Explications en anglais  5  [1.7] to compare one thing with another
Explications en français  6  [1.8] comparer, faire confronter
Exemples  7  Mandanja, mampitaha, mifantina : izany no ataontsika hatrany hatrany. [1.379#]
Morphologie 
8  Présent :
9  Passé :
10  Futur :
Proverbes  11  Proverbes contenant le mot mampitaha

Anagrammes  12 

Mis à jour le 2025/01/21