|
|
|
|

Entrée (1/3)1  fanahana
Radical  2  ahana
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4  Fomban' ny olona manahana, izany hoe miandry mitanaka [1.1]

Entrée (2/3)5  fanahana
Radical  6  haha
Partie du discours  7  nom
Explications en malgache  8  Famahàna, fanalana amin' ny fatorana, fanasaratsarahana, fandravana, famotsorana (olo-meloka) [1.1]
Explications en français  9  L’action de délier, de démonter, de dévisser [1.3#204]

Entrée (3/3)10  fanahàna
Radical  11  taha
Partie du discours  12  nom
Explications en malgache  13  fanomezana zavatra hatao taha na onitra [1.1]
Explications en français  14  l'action de donner une compensation, le motif [1.3#643]

Anagrammes  15  anafahan, anahafan, fahanana, fanahana, fanahàna, hafanana, hanafana, nafahana, nahafana, nanafaha, nanahafa

Mis à jour le 2023/03/04