|
|
|
|

Entrée (1/3)1  saha
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  [1.78] [Bara] tany lemaka
4  [1.78] [Sihanaka] lohasaha, tany lemaka
5  [1.78] [Tanala] lohasaha
tanimboly
6  [1.1] Tany malalaka tsy misy ala na tanàna fa saika fambolena fotsiny (mitovy amin' ny "ambanivohitra" izy amin' ity hevitra ity)
Mahafinaritra fa tsara rivotra ny mipetraka any an-tsaha
Tany voavoly somary lehibebe izay saika matetika voafaritra; tanimboly:
Kisolosolo tsara ny saham-boalobokay
Hatreto no ho miantsinanana no misy ny sahanay
Explications en anglais  7  [1.2#536] the country, out of town; an orchard
8  [1.7] valley; a field, a garden; the country
Explications en français  9  [1.8] vallée; champ; jardin; la campagne
Exemples  10  Ny fandriana amin' ny alina dia lapa be eo an-tsisin' ny saha. [2.472#172]
Vocabulaire  11  Géographie: (en général)
Morphologie 
12  Simple :
13  Préfixée :
Dérivés 
14  Noms :
Analogues  15  tantsaha
Mots composés 
Phytonymes 
Toponymes 
Proverbes  52  Proverbes contenant le mot saha

Entrée (2/3)53  saha
Partie du discours  54  nom
Explications en malgache  55  [1.78] [Taisaka] renirano
Explications en anglais  56  [1.2#536] [Provincial] used for renirano
Vocabulaire  57  Géographie: (en général)

Entrée (3/3)58  saha
Partie du discours  59  nom
Explications en malgache  60  [1.1] ozona, ompa
Explications en français  61  [1.3#557] insulte

Anagrammes  62 

Mis à jour le 2025/01/21