Entrée | 1 ompa |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 [1.1] Ozona, faniriana ratsy ho an' olona Teny ratsy atao amin' olona |
Explications en anglais |
4 [1.2] opprobrious language desiring evil to another, abuse, reproach. [mal. Sumpah, and swa. Uapo, an oath.] comp. latsa. 5 [1.7] abusive or foul language |
Explications en français |
6 [1.8] mot grossier, propos orduriers ; malédiction |
Exemples |
7 Indraindray aza ovany sy arahiny ompa ratsy ny anarany. [2.470] 8 Aza mamaly ratsy ny ratsy, na mamaly ompa ny ompa, fa aleo aza misaotra; [2.996] |
Dérivés |
|
Synonymes | 14 ozona |
Titres | 15 Ny Ompa amin' ny teny malagasy (Verenako Myriam) |
Proverbes | 16 Proverbes contenant le mot ompa |
Anagrammes | 17 |
Mis à jour le 2025/01/21 |