Entrée (1/2) | 1 ompana |
Radical | 2 ompa |
Partie du discours | 3 verbe passif |
Explications en malgache |
4 [1.1] Ozonina: Nompany tsy habita variraiventy aho Ozonina hifamotitra amin' ny havana akaiky: Nompany amin' ny anadahiny izy Asiana teny ratsy, alikalikaina, tsizarizaraina: Nompany aho dia lasa izy, tsy lefitro izany fanalikalikana ahy izany. |
Explications en anglais |
5 [1.2] to be reviled, to be abused. 6 [1.7] to be abused with foul language |
Explications en français |
7 [1.3#464] à qui on souhaite du mal, qu'on menace d'un malheur; qu'on maudit d'inceste 8 [1.8] à qui on adresse des mots grossiers, des malédictions |
Morphologie |
|
Mots composés |
|
Entrée (2/2) | 16 ompana |
Partie du discours | 17 nom |
Explications en malgache |
18 [1.1] Fandraiketana mafy; fanerena hiankina amin-javatra |
Explications en français |
19 [1.3#465] action d'attacher des objets ensemble |
Dérivés |
|
Anagrammes | 23 |
Mis à jour le 2025/01/21 |