Entrée | 1 aompana |
Radical | 2 ompana |
Partie du discours | 3 verbe passif |
Explications en malgache |
4 [1.1] Atao miompana, aankina: Naompany tamin' ny vody hazo izy talohan' ny hikapohany azy Araikitra, ankinina: Azo aompana amin' ny fahaizana teknika fotsiny ve ny fandrosoan' ny firenena? |
Explications en anglais |
5 [1.2] to be tied to. |
Morphologie |
|
Anagrammes | 10 ampanoa, aompana, pamanao |
Mis à jour le 2025/01/21 |