Entrée (1/2) | 1 miompana |
Radical | 2 ompana |
Partie du discours | 3 verbe actif |
Explications en malgache |
4 Miraikitra, mipetaka: Niompana tamin'ny hazo izy no notifirina 5 Miankina, mifototra: Miompana amin'ny hevitra hoe "nateraka ho tsara ny olombelona" ny fampianaran'i Rousseau [1.1] |
Explications en anglais |
6 connected, tied. [1.2] |
Exemples |
7 Saika miompana amin'io toekarena io sy ny fandaminana azy avokoa ireo kabary voaray. [2.606#] |
Morphologie |
|
Entrée (2/2) | 12 miompàna |
Radical | 13 ompana |
Partie du discours | 14 impératif du verbe actif miompana [Liste complète] |
Explications en malgache |
15 [1.1] |
Explications en français |
16 [1.3] |
Anagrammes | 17 iompanam, miompana, miompàna, mpamoina, mpimaona, mpiomana, nampamoy |
Mis à jour le 2023/04/10 |