|
|
|
|

Entrée (1/3)1  fanompana
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  [1.1] Fanozonana, faniriana ratsy ho an' olona: Tsy raharahako izay fanomponao; tsy hahavoa ahy izany
Fanalikalikana, fanaovana vava ratsy: Tsy lefitro izany fanompanao izany ka hitory aho
Radical  4  ompa

Entrée (2/3)5  fanompana
Partie du discours  6  nom
Explications en malgache  7  [1.1] Fomba entina manompana, izany hoe mampiraikitra, mampiankina
Radical  8  ompana

Entrée (3/3)9  fanompàna
Partie du discours  10  nom
Explications en malgache  11  [1.78] [Sihanaka] sinibe

Anagrammes  12  fanampona, fanompana, fanompàna, mpanofana, nampanofa

Mis à jour le 2025/04/19