Entrée (1/2) | 1 mitsangana |
Radical | 2 tsangana |
Partie du discours | 3 verbe actif |
Explications en malgache |
4 [1.1] Miainga, mijoro eo ambonin' ny tongotra roa: Raha vao nantsoina ny anarany, dia nitsangana izy Mijoro: Efa ela aho no nitsangana teto fa tsy nisy mpampandroso Miseho, mitolo-tena: Amin' izao fahalasanan' ny rainao izao, mitsangàna ho lohan' ny fianakaviana. |
Exemples |
5 mitsangana manatrika ny fefy vy mampisaraka azy amin' ny mpiasa izy ireo. [2.470] |
Morphologie |
|
Synonymes | 10 manerinerina, miezinezina, mihenjana, mihinjitra, mijajirika, mijalajala, mijaridina, mijidina, mijoalajoala, mijoro, miorina, miridiridy, mitangezaheza, mitsatoka |
Mots composés |
|
Toponymes |
|
Proverbes | 23 Proverbes contenant le mot mitsangana |
Entrée (2/2) | 24 mitsangàna |
Radical | 25 tsangana |
Partie du discours | 26 impératif du verbe actif mitsangana [Liste complète] |
Explications en malgache |
27 [1.1] |
Explications en français |
28 [1.3] |
Anagrammes | 29 |
Mis à jour le 2025/01/28 |