Entrée | 1 mitsatoka |
Radical | 2 tsatoka |
Partie du discours | 3 verbe actif |
Explications en malgache |
4 [1.1] Milentika, miraikitra tsy ho afa-mihetsika: Mitsatoka tsara ve io andry io Mijoro tsy mihetsika na mijaridina: Nitsatoka teo anoloako Rakoto ka taitra aho Mijanona ela, miandry: Efa adiny iray aho izao no nitsatoka foana teto niandry azy Mijanona ela tsy mitera-boka-tsoa: Nitsatoka tamin' ny soavaly, hono, ny volan-dry Dadabe taloha |
Morphologie |
|
Mots composés |
|
Anagrammes | 12 |
Mis à jour le 2025/01/21 |