|
|
|
|

Entrée (1/5)1  tsatoka
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  [1.1] Fijoroana tsy mihetsika; fampijoroana sy fandentehana zavatra tsy hihetsiketsika.
Explications en français  4  [1.3#755] fixité, immobilité, stabilité
Dérivés 
5  Verbes actifs :
6  Verbes passifs :
7  Verbes relatifs :
8  Noms :
9  Adjectifs :
Mots composés 

Entrée (2/5)17  tsatoka
Partie du discours  18  nom
Explications en malgache  19  [1.1] Tsato-kazo lehibe marani-doha atao hanohana tsato-kazo kely madinika mba hisakanana ny rano na hiarovana ny fefiloha tsy ho vaky
Fanekena handoa vola amboniny raha tsy voaloa amin' ny fotoanany ny vola tsy maintsy haloa, na koa vola omena hatao antoka amin' ny vola tokony haloa, ka very maina io raha diso ny paik' andro tokony handoavana ilay vola.
Exemples  20  Mitazona ny bainga tsy ho lasan' ny rano ny rantsan-kazo sy ny tsatoka. [2.445#51]
Mots composés 
Article  22  Randzavola: tsatoka ao amin' ny Baiboly

Entrée (3/5)23  tsaka
Partie du discours  24  nom
Explications en malgache  25  [1.1] Vala kely hazo, misy varavarana mihantona mora milatsaka raha vao voatohina, ataon' ny olona ho famandriham-biby, toy ny lambo

Entrée (4/5)26  tsatoka
Partie du discours  27  nom
Explications en français  28  [1.13] broche, piquet
Vocabulaire  29  Technique

Entrée (5/5)30  tsatoka
Partie du discours  31  adjectif
Explications en malgache  32  [1.78] [Tanosy] antonona

Anagrammes  33 

Mis à jour le 2025/01/21