|
|
|
|

Entrée1  tsatohana
Radical  2  tsatoka
Partie du discours  3  verbe passif
Explications en malgache  4  Asiana (zavatra) mijoro tsy mihetsika, lentehana, joroana: Notsatohana hazo lava iray teo afovoan' ny tokotany
5  Asiana, anaovana (teny) hantitra sy maharary: Notsatohako teny kely ny anao lahy ka niondrika tsy nahateny [1.1]
Morphologie 
6  Présent :
7  Passé :
8  Futur :
9  Impératif :

Anagrammes  10  tsatohana, tsotahana

Mis à jour le 2023/01/20