Entrée | 1 miridiridy |
Radical | 2 ridiridy |
Partie du discours | 3 verbe actif |
Explications en malgache |
4 [1.1] Henjana tsy mety miketraka: Miridiridy loatra io tady io Mijoro tsy azo folahina, henjana, mihinjitra, miziriziry: Niridiridy teo antokonana teo izy fa tsy nety niditra |
Exemples |
5 Ny lalana mody zorina, hoy indray I Lidy, mbola miridiridy amin' ny hasosorany. [2.470] |
Morphologie |
|
Anagrammes | 10 midiridiry, miridiridy |
Mis à jour le 2023/01/20 |