Entrée | 1 mijajirika |
Radical | 2 jajirika |
Partie du discours | 3 verbe actif |
Explications en malgache |
4 [1.1] Mijoro tsy mihetsika na kely aza: Inona àry no ataon' io olona mijajirika eo amin' ny orana io? Mitsangana miandry ela: Nijajirika ela teo an-tokotany ilay Rangahy vao nampandrosoin' ny tompon-trano |
Explications en anglais |
5 [1.2#297] To endure, to continue, to wait patiently about, as a person standing outside one's house and exposed to the wind and rain |
Explications en français |
6 [1.3#290] Se tenir debout sans bouger, attendre: Aza mijajirika ao amin' ny ranonorana (Ne restez pas là exposé à la pluie) ~ Efa nijajirika ela teo an-tokotany izahay vao tonga hianao (Nous avons attendu longtemps dans l'emplacement avant votre arrivée |
Exemples |
7 kanjo hay zava-doza ity mijajirika ora maro ity! [2.643#] 8 Fantatrareo ve, hoy Ibaomaria, no toa samy mijajirika hoatra ny vatolahy izato hianareo? [2.499#] 9 Dia ilay tovolahy nisalaka landy mijajirika somary mihomehy maneso eo anivon' ny afo sy ny tabataba! [2.5#] |
Morphologie |
|
Mis à jour le 2024/12/11 |