|
|
|
|

Entrée (1/2)1  mihenjana
Radical  2  henjana
Partie du discours  3  verbe actif
Explications en malgache  4  [1.1] Mihinjitra mahitsy miridiridy: Tsy mbola mihenjana tsara ity tady ity
Miridiridy tsy mety miketraka amin' ny heviny: Tsy tokony hihenjana loatra ianao fa mety ho azo atao ihany ny mifampiraharaha
Manohitra: Nihenjana izy nony vao nandre izany teniko izany
Explications en français  5  [1.3, 1.13] tendu
6  [1.3] Se raidir, être raide, vigoureux
fig. résister, se raidir contre
Exemples  7  Tsy maintsy mihenjana isika vehivavy. [2.528]
8  mihenjana ny hery rehetra hanetra ny sarotra sy ny mafy, ka tsy ho kivy hanefa ny adidy. [1.224]
9  Izany no abidian' ny fahendrena: tsy mihoatra atsy tsy mihoatra aroa, tsy mihenjana loatra ary tsy miketraka loatra. [2.296]
Morphologie 
10  Présent :
11  Passé :
12  Futur :
13  Impératif :
Mots composés 
Proverbes  15  Proverbes contenant le mot mihenjana

Entrée (2/2)16  mihenjàna
Radical  17  henjana
Partie du discours  18  impératif du verbe actif mihenjana [Liste complète]
Explications en malgache  19  [1.1]
Explications en français  20  [1.3]

Anagrammes  21 

Mis à jour le 2025/01/21