|
|
|
|

Entrée1  mitombo
Radical  2  tombo
Partie du discours  3  verbe actif
Explications en malgache  4  [1.78] [Taisaka] mihalehibe; mihamaro
5  [1.1] Mihalava, maroroka, mihalehibe: Mitombo dia mitombo ity zaza ity ~ Nitombo fahendrena izy
Mihamaro, mihabe, mihabetsaka: Vetivety foana dia nitombo ny isan' ny mponina
Mitatra, mandroso: Tsy mitsaha-mitombo ny varotr' io Rangahy io
Misondrotra: Nitombo be ny rano hatramin' ilay orana farany tao
Mihatsara: Izay tiana mitombo tarehy
Explications en anglais  6  [1.7] to increase; to grow
Explications en français  7  [1.8, 1.13] croître
8  [1.8] augmenter
9  [1.13] pousser, grandir, se développer
Exemples  10  mitombo saina tokoa ny ankizy, mitombo fanahy, mitombo vatana koa, tsy azo lavina. [2.470]
Morphologie 
11  Présent :
12  Passé :
13  Futur :
14  Impératif :
Dérivés 
15  Verbes actifs :
Analogues  16  mihalehibe, miitatra, mamokatra, manjanaka, manana, mihombo, mihamafy, mihasarotra, manao hararaotra, manitatra, manabe voho, manao be filaza, manao laza masaka, manao filazan-dramitraho, manao lazam-balala, manao tera-bao filaza, manao kitsanitsany, manao laza rezatra, manao laza habobo, milaza valamaty, matavy filaza, masadroatelo
Mots composés 
Proverbes  19  Proverbes contenant le mot mitombo

Mis à jour le 2025/01/21