Entrée | 1 manitatra |
Radical | 2 itatra |
Partie du discours | 3 verbe actif |
Explications en malgache |
4 Manalehibe, manalalaka, manely: Nanitatra ny tranony Rabe fanitombo ny zanaka aman-jafiny ~ Mahay manitatra ny fanjakany io mpanjaka io 5 Mampitombo na habe na habetsahana: Manitatra ny fahalalana ny vakiteny 6 Mampitombo filaza: Olona roa no maty tamin' ilay lozam-piarakodia teo Antanimena natal nolazaln' ny gazety fa valo; loza ny gazety sasany raha hanitatra [1.1] |
Explications en français |
7 élargir, agrandir, exagérer, étendre [1.13] |
Morphologie |
|
Analogues | 12 matavy filaza, manao tera-bao filaza, manao filazan-dRamitraho |
Proverbes | 13 Proverbes contenant le mot manitatra |
Anagrammes | 14 manatitra, manitatra, mitantara, mitantarà |
Mis à jour le 2023/01/20 |