|
|
|
|

Entrée1  miitatra
Radical  2  itatra
Partie du discours  3  verbe actif
Explications en malgache  4  [1.1] Miely, mihanaka: Efa miitatra izao ny fiompiana kisoa
Mitombo, mihalehibe; mihamalalaka: Miitatra ity akanjo ity rehefa misasa
Mitombo, mihamatanjaka, mandroso: Miitatra ny sain' ny ankizy
Miampy zavatra tsy tao: Miitatra tsy hita velively ny vaovao rehefa azon-dRamatoa io
5  [1.13][mitatra] mitombo habe
Explications en français  6  [1.13][mitatra] se dilater
Exemples  7  Hitohy ihany izany zavatra izany, ary hiitatra aza [2.472#46]
8  Misoroka ny fahavoazana tsy hiitatra izany ary hamela azy hikambana [2.424#75]
Morphologie 
9  Présent :
10  Passé :
11  Futur :
12  Impératif :
Autres orthographes  13  mitatra
Mots composés 

Anagrammes  15 

Mis à jour le 2025/01/21