Entrée | 1 mitatra |
Radical | 2 itatra |
Partie du discours | 3 verbe actif |
Explications en malgache |
4 [1.1][miitatra] Miely, mihanaka: Efa miitatra izao ny fiompiana kisoa [miitatra] Mitombo, mihalehibe; mihamalalaka: Miitatra ity akanjo ity rehefa misasa [miitatra] Mitombo, mihamatanjaka, mandroso: Miitatra ny sain' ny ankizy [miitatra] Miampy zavatra tsy tao: Miitatra tsy hita velively ny vaovao rehefa azon-dRamatoa io 5 [1.13] mitombo habe |
Explications en français |
6 [1.13] se dilater |
Exemples |
7 nitatra ny fanjakana tamin' ny androny [2.508#198] 8 aoriana dia mety hitatra ny fampianarana [2.356#122] 9 mitatra koa ny hevitr' io teny io ankehitriny [2.285#318] |
Morphologie |
|
Autres orthographes | 13 miitatra |
Mots composés |
|
Proverbes | 17 Proverbes contenant le mot mitatra |
Anagrammes | 18 |
Mis à jour le 2025/01/21 |