|
|
|
|

Entrée (1/2)1  mihombo
Radical  2  hombo
Partie du discours  3  verbe actif
Explications en malgache  4  [1.1] Mikambana amin' ny alalan' ny hombo, miraikitramafy: Varavarana mihombo amin' ny dity fotsiny
Mifantsika amin' ny asa: Mihombo amin' ny fianarany ity zazalahy ity
Mikiribiby amin' ny...: Mihombo amin' ny heviny Rabe
Explications en anglais  5  [1.7] to be nailed fast
Explications en français  6  [1.8] être cloué
Morphologie 
7  Présent :
8  Passé :
9  Futur :
10  Impératif :

Entrée (2/2)11  mihombo
Radical  12  tombo
Partie du discours  13  verbe actif
Explications en malgache  14  [1.1] Mihamafy (enti-milaza aretina): Nihombo ny aretiny hatramin' ny omaly
Explications en anglais  15  [1.7] Mihombo ny aretina (The sickness is getting worse)
Explications en français  16  [1.8] Mihombo ny aretina (La maladie s'aggrave)
Synonymes  17  manombo

Mis à jour le 2024/12/11