Entrée (1/2) | 1 mitaiza |
Radical | 2 taiza |
Partie du discours | 3 verbe actif |
Explications en malgache |
4 [1.1] Mampinono, mamelona: Nitaiza ny zanany rehetra io vehivavy io Mikarakara izay hahasoa, miahy: Rakoto zokiko no mitaiza io lahiantitra io Manao izay haha-olom-banona: Mitaiza tsara ny mpianany io mpampianatra io. |
Explications en anglais |
5 [1.7] to nurse, to bring up |
Explications en français |
6 [1.8] nourrir, élever |
Exemples |
7 Izy izao no mitaiza an-dRazaimalala? [2.324] |
Morphologie |
|
Analogues | 12 mikarakara, mikajakaja, miahy, miraharaha, mikanonkanona, mamelona |
Mots composés |
|
Proverbes | 15 Proverbes contenant le mot mitaiza |
Entrée (2/2) | 16 mitaizà |
Radical | 17 taiza |
Partie du discours | 18 impératif du verbe actif mitaiza [Liste complète] |
Explications en malgache |
19 [1.1] |
Explications en français |
20 [1.3] |
Anagrammes | 21 |
Mis à jour le 2025/01/21 |