Entrée (1/2) | 1 mikajakaja |
Radical | 2 kajakaja |
Partie du discours | 3 verbe actif |
Explications en malgache |
4 [1.1] Mitandrina ka manao izay hahasoa: Ramatoa oadiko no mikalakaja ny tokantranonay Manao, manamboatra, mamonona: Ny zokinay no mikajahaja ny sakafo maraina Mitandrina, manara-maso: Mihajakaja ny fanaovan-dalana Rakoto |
Morphologie |
|
Analogues | 9 mikarakara, manolokolo |
Entrée (2/2) | 10 mikajakajà |
Radical | 11 kajakaja |
Partie du discours | 12 impératif du verbe actif mikajakaja [Liste complète] |
Explications en malgache |
13 [1.1] |
Explications en français |
14 [1.3] |
Anagrammes | 15 |
Mis à jour le 2025/01/21 |