|
|
|
|

Entrée 1  manolokolo
Radical  2 kolokolo
Partie du discours  3  verbe actif
Morphologie 
4  Présent :
5  Passé :
6  Futur :
7  Impératif :
Explications en malgache  8 Mikarakara fatratra, manao izay hahasoa lalandava: Aza hadinoina ny manolokolo ireto voninkazo ireto mandritra ny tsy maha-eto ahy [1.1]
Explications en anglais  9 to treat with special care, to cherish [1.7]
Explications en français  10 prendre soin de; chérir [1.8]
Exemples  11  Ifarimbonan' izy mianakavy ireny ka eny an-tsaha eny no ahitana azy rehetra manolokolo ny voliny. [2.470]
Synonymes  12 manakolokolo

Mis à jour le 2026/04/22