|
|
|
|

Entrée (1/2)1  miraharaha
Radical  2  raharaha
Partie du discours  3  verbe actif
Explications en malgache  4  [1.1] Mikarakara: Tsy miraharaha ny zanany akory izy
Mihevitra, mieritreritra, midinika: Miraharaha ny amin' ny fanambadian' ny zanany ireofianakaviana roa ireo
Miahy, mikanonkanona: Rakoto no miraharaha ny varotray
Explications en anglais  5  [1.2] to consult, to deliberate, to do business.
6  [1.7] to deliberate; to do business; to occupy oneself with something
Explications en français  7  [1.8] délibérer; s'occuper de quelque chose; administrer
Exemples  8  mahery setra, tsy mitsitsy raha mamely, sarotiny amin' ny fampandehanana ny asa, tsy miraharaha ain' olona. [2.472]
Morphologie 
9  Présent :
10  Passé :
11  Futur :
12  Impératif :
Proverbes  13  Proverbes contenant le mot miraharaha

Entrée (2/2)14  miraharahà
Radical  15  raharaha
Partie du discours  16  impératif du verbe actif miraharaha [Liste complète]
Explications en malgache  17  [1.1]
Explications en français  18  [1.3]

Anagrammes  19 

Mis à jour le 2025/01/21