|
|
|
|

Entrée (1/2)1  misompirana
Radical  2  sompirana
Partie du discours  3  verbe actif
Explications en malgache  4  [1.1] Tsy mahitsy tsara ny toerany na ny fipetrany: Ahitsio ity tsihy ity fa misompirana
Mitsivalana, mivilana: Nodidiany misompirana ny akanjoko ka simba
Miolaka, tsy mandeha mahitsy rehefa manao zavatra: Mahay misompirana izy rehefa sendra zava-tsarotra
Tsy mivantana: Reko misompirana fa hisy Minisitra hosoloana hono
Explications en anglais  5  [1.7] to be oblique, to be bevelled
Explications en français  6  [1.8] être en biais, être placé obliquement
Morphologie 
7  Présent :
8  Passé :
9  Futur :
10  Impératif :
Analogues  11  tailana, mibirioka, mivaona, mivilana
Mots composés 

Entrée (2/2)13  misompiràna
Radical  14  sompirana
Partie du discours  15  impératif du verbe actif misompirana [Liste complète]
Explications en malgache  16  [1.1]
Explications en français  17  [1.3]

Anagrammes  18 

Mis à jour le 2025/01/21