Entrée | 1 tailana |
Partie du discours | 2 adjectif |
Explications en malgache |
3 [1.1] Vilana, tsy mitovy ny an-daniny roa avy, mitongilana ny ilany, somaradimbana, tafy: Tailana ity latabatra ity izany fa mitongilana ny ilany noho ny iray |
Explications en anglais |
4 [1.7] crooked, irregular, disproportional |
Explications en français |
5 [1.3] inégal, irrégulier, dont un côté est plus grand que l'autre. Comme tafy 6 [1.8] irrégulier, tordu, disproportionné |
Exemples |
7 Ka ny fianakaviana iazaina amin' izany dia tsy irony fianakaviana tailana. [1.317#] 8 raha olombelona ianao, dia tsy maintsy tailana andrenesana indraindray, na diso hevitra kely. [2.285#] |
Dérivés |
|
Mots composés |
|
Proverbes | 20 Proverbes contenant le mot tailana |
Anagrammes | 21 |
Mis à jour le 2025/01/21 |