Entrée (1/2) | 1 tafy |
Partie du discours | 2 adjectif |
Explications en malgache |
3 [1.1] Tsy mitovy ny ilany roa fa samy hafa; enti-milaza zavatra roa ka ny ankilany kely, na tailana, na misondrotra avo kokoa noho ny andaniny: Tafy ila ny tafon-tranon-dry zareo erỳ ambony andrefana. |
Explications en anglais |
4 [1.2] unequal, disproportionate. |
Mots composés |
|
Entrée (2/2) | 8 tafy |
Partie du discours | 9 nom |
Explications en malgache |
10 [1.1] Fandrakofan-damba na akanjo ny tena |
Explications en anglais |
11 [1.2] clothing, the act of clothing. [Ar. ataf.] 12 [1.7] clothing |
Explications en français |
13 [1.8] habit, vêtement |
Vocabulaire |
14 Economie: vêtements |
Dérivés |
|
Anagrammes | 19 |
Mis à jour le 2025/01/21 |