|
|
|
|

Entrée (1/2)1  tafiana
Radical  2  tafy
Partie du discours  3  verbe passif
Explications en malgache  4  [1.1] Enti-milaza ny olona izay ampanaovina na rakofana lamba: Tafiana lamba mafana ny zaza vao teraka fa toerana mafana no vao avy nialany tao an-kibon-dreniny
Karakaraina, omena akanjo: Notafian-dRamatoa io hatrizay ela izay ireo mahantra ireo
Explications en anglais  5  [1.2] to be clothed, to be dressed. Used of the person.
Exemples  6  ny lamba mena efa navalona, fa lamba fotsy indray kosa no tafiana. [2.48]
Morphologie 
7  Présent :
8  Passé :
9  Futur :
10  Impératif :
Proverbes  11  Proverbes contenant le mot tafiana

Entrée (2/2)12  tafiaña
Partie du discours  13  nom
Explications en malgache  14  [1.78] [Sihanaka] morondrano

Anagrammes  15 

Mis à jour le 2025/01/21