Entrée (1/4) | 1 mirary |
Radical | 2 rary |
Partie du discours | 3 verbe actif ou adjectif |
Explications en malgache |
4 Vita rary: Rindra mirary ny tsihy 5 Voamboatra, voavitrana: Efa mirary izao ny fihavananay 6 Mora, tsy lafo: Mirary ny vidin-javatra ato amin' ity mpivarotra ity [1.1] |
Morphologie |
|
Entrée (2/4) | 11 mirary |
Radical | 12 rary |
Partie du discours | 13 verbe actif |
Explications en malgache |
14 mangataka [Sihanaka]
[1.78] 15 Mangataka faherezana na fandresena ho an' ny mpiady amin' ny alalan' ny hira, vavaka 16 Maniry soa ka mangataka izany amin' ny alalan' ny vavaka ho an' ny olona iray: Mirary soa ho anao aho amin' izao fiandohan' ny taona izao. [1.1] |
Morphologie |
|
Mots composés |
|
Entrée (3/4) | 22 mirary |
Partie du discours | 23 verbe actif |
Explications en malgache |
24 mandrara, misakana [Taisaka]
[1.78] |
Entrée (4/4) | 25 mirary |
Partie du discours | 26 verbe actif |
Explications en malgache |
27 mamangy [Bara]
[1.78] |
Anagrammes | 28 mariry, mirary, mirira |
Mis à jour le 2023/10/19 |