|
|
|
|

Entrée (1/4)1  rary
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  [1.1] Aretina, rofy, fanaintainana
Explications en français  4  [1.3] mal, douleur, souffrance
Dérivés 
5  Verbes actifs :
6  Verbes relatifs :
7  Noms :
8  Adjectifs :
Mots composés 

Entrée (2/4)14  rary
Partie du discours  15  nom
Explications en malgache  16  [1.1] Hira vavaka fanaon' ny vehivavy ho fangatahampitahiana ho an' ny mpiantafika.
Explications en français  17  [1.3] prière que les femmes chantaient en choeur et en se dandinant légèrement pour les soldats qui étaient à la guerre
Exemples  18  Roso ny rary sy ny dihy. [2.445#]
Dérivés 
19  Noms :
Mots composés 
Toponymes 

Entrée (3/4)22  rary
Partie du discours  23  nom
Explications en malgache  24  [1.78] [Taisaka] fandrarana

Entrée (4/4)25  rary
Partie du discours  26  nom
Explications en malgache  27  [1.1] Fanaovana ny ahitra na ny rindra mifampidipiditra mba ho tonga tsihy na satroka, fandrandranana ahitra na rindra.
28  [1.13] fandaminan-javatra hirindra sy hiray hina na fomba firafitra
Explications en français  29  [1.3] tresse, action de tresser, d'entrelacer des joncs, de la paille, des bambous
figuré: action d'arranger, de réconcilier
30  [1.13] armure, armature
Exemples  31  Voly madinika, rary tsihy sy harona, fanaova-mofogasy sy rary karazany maro no anton-draharahan' I Katy, isan' andro tsy tapaka. [2.470]
Dérivés 
32  Verbes actifs :
33  Verbes relatifs :
34  Noms :
Mots composés 
Phytonymes 

Anagrammes  51 

Mis à jour le 2025/01/21