Entrée | 1 farary |
Radical | 2 rary |
Partie du discours | 3 adjectif |
Explications en malgache |
4 [1.1] Enti-milaza olona marary lava tsy mety salama |
Explications en anglais |
5 [1.7] often ill |
Explications en français |
6 [1.8] souvent malade, maladif |
Exemples |
7 Tovolahy salaina Rakoto fa tsy mba farary. [1.437#] 8 Ny Alakamisy dia olona farary, saozanina, taizan' aretina. [1.381#] |
Vocabulaire |
9 Santé |
Analogues | 10 farofy, tsy salama, tsy seheno, mavozo, malemy, marisarisa, malovilovy, osa, saozanina, marary ovana, tsy matanjaka, mangorera, tsy mahazo nofo, malezolezo, marafoka, migidredro |
Anagrammes | 11 |
Mis à jour le 2025/01/21 |