|
|
|
|

Entrée1  mavozo
Radical  2  vozo
Partie du discours  3  adjectif
Explications en malgache  4  [1.78] [Sihanaka, Taisaka] antitra
5  [1.78] [Taisaka] osa
6  [1.78] [Sakalava] sarotahotra
7  [1.78] [Sihanaka] reraka, sasatra, tsy ampy hery, kanosa
8  [1.1] osareraka, reradreraka, valabalaka: Nanao mavozovozo aho androany ka tsy afaka handeha
(taloha) midonanapoana, tsy miasa
Explications en français  9  [1.3] faible, débile, fatigué
10  [1.19] [Tankarana] vozo
Exemples  11  tsy mba manatrika fa mitoe-dahy mavozo; [2.69#]
12  tsy fotoanin-dahy ratsy, tsy sakin-dahy mavozo; [1.406#]
Synonymes  13  mavozovozo

Mis à jour le 2024/12/11