Entrée | 1 mamangy |
Radical | 2 vangy |
Partie du discours | 3 verbe actif |
Explications en malgache |
4 [1.1] Mandeha mitsidika olona any aminy ho fanehoana firaisam-pihavanana, na ho famalifaliana azy raha marary izy: Andeha hamangy an' i Dadabe any atsimo izahay Mitsapa alahelo, manalady: Tonga mamangy anareo izahay, tompoko, amin' izao nahalasanan' Itompokolahy izao |
Explications en anglais |
5 [1.7] to visit; to send greetings by messenger or letter |
Explications en français |
6 [1.8] rendre visite à quelqu'un; envoyer des compliments |
Morphologie |
|
Analogues | 11 mitsidika, mitsirika, miantrano |
Mots composés |
|
Proverbes | 17 Proverbes contenant le mot mamangy |
Anagrammes | 18 |
Mis à jour le 2025/01/21 |