Entrée (1/2) | 1 vangy |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 [1.1] Fandehanana mitsidika olona any aminy; fitsapana alehelo noho ny fahafatesan-kavana |
Explications en français |
4 [1.3] visite |
Dérivés |
|
Entrée (2/2) | 10 vangy |
Partie du discours | 11 nom |
Explications en malgache |
12 [1.1] Nify maranitra sady somary lavalava kokoa noho ny sasany manelanelana ny vazana sy ny nify anoloana, eo an-kilany sy an-daniny avy 13 [1.13] ombalahinify |
Explications en anglais |
14 [1.2] dents canines des chiens longueur des dents chez un individu |
Explications en français |
15 [1.13] mandibule, canine |
Exemples |
16 Fa namorivory kosa ny moron-drano, dia nampitsidika ny lohany ipoiran' ny vangy roa miranirany teo ambony fasika ny mamba. [2.5] |
Vocabulaire |
17 Biologie |
Dérivés |
|
Mots composés |
|
Mis à jour le 2025/01/21 |