|
|
|
|

Entrée1  vangiana
Radical  2  vangy
Partie du discours  3  verbe passif
Explications en malgache  4  [1.1] Tsidihina, aleha any aminy ho fanehoana firaisampihavanana aminy na ho famalifaliana azy raha marary: Rahampitso i Dadatoa no hovangianay eny amin' ny hopitaly
Tsapaina alahelo, alana alahelo, haladina: Toa tsy novangianareo akory Rasoa tamin' ny izy maty anaka?
Explications en anglais  5  [1.2] to be visited
Explications en français  6  [1.3] qu'on visite
Morphologie 
7  Présent :
8  Passé :
9  Futur :
10  Impératif :
Proverbes  11  Proverbes contenant le mot vangiana

Anagrammes  12 

Mis à jour le 2025/01/21