|
|
|
|

Entrée (1/2)1  miliba
Radical  2  liba
Partie du discours  3  verbe actif
Explications en malgache  4  [1.1] Manaram-po tanteraka, manao izay tiana sy danin' ny kibo: Miliba amin' ny fananany Rakoto
Mikarenjy, tia lalao sy fahafinaretana: Izay hianatra, nofy azy; miliba any amin' ny namany any foana izy
Morphologie 
5  Présent :
6  Passé :
7  Futur :
8  Impératif :
Analogues  9  manaram-po, manaram-batana, migodana, migalabina, mianjady, manao ny danin' ny kibo, miala liana, manampatra, mihary zaka, mihenjy, mikarenjy, be haitraitra, be siasia, akanga, angatra, angelingely, tondraka anio manan-jara izay ho ampitso ka ho hitanao, manjehy ny andro ho lava, tsy mitsapa ny ho farany, tsy mijery ny lany, manaram-po fahazaza ka maka kitay fotsy volo, manaram-po ohatra ny kary an' efitra, manampoka aina

Entrée (2/2)10  milibà
Radical  11  liba
Partie du discours  12  impératif du verbe actif miliba [Liste complète]
Explications en malgache  13  [1.1]
Explications en français  14  [1.3]

Anagrammes  15 

Mis à jour le 2025/01/21