|
|
|
|

Entrée (1/2)1  migodana
Radical  2  godana
Partie du discours  3  adjectif
Explications en malgache  4  [1.1] Malalaka: Migodàna ny arabe aty an-drenivohitra
Manaram-po: Migodàna itony zatovolahy sy vavy aty aminareo
Explications en anglais  5  [1.2] wide, as a road or the floor of a room.
Exemples  6  Voalazany tamn' izany ny firentirentin' ny jirony amin' ny alina, ny fahabetsahan' ny fiara misosa amin' ny arabe migodana, ny fifanosehan' ny olona miantsena, ny mpivarotra hani-masaka sy ny magazay lehibe mahafinaritra misy fitaratra. [2.470]
Mots composés 

Entrée (2/2)8  migodaña
Partie du discours  9  verbe actif
Explications en malgache  10  [1.78] [Sihanaka] manome tsiny, mankarary

Anagrammes  11  igodanam, migodaña, migodana

Mis à jour le 2020/07/31