| Entrée | 1 mihenjy |
| Radical | 2 henjy |
| Partie du discours | 3 verbe actif |
| Morphologie |
|
| Explications en malgache |
8 Mandehandeha etsỳ sy eroa tsy dia misy antony loatra: Nankaiza Isambilo zanakao? -- Lasa nihenjy any an-tsaha any izy
9 Mitety na manenjika lanonana sy korana samihafa eny rehetra eny: Zazavavy jefy mihenjy dihy eran' ny tanàna [1.1] |
| Mis à jour le 2026/04/20 |
|